søndag 25. november 2007

Arahabaina ianao tongasoa ato amin'ny BILAOGIKO


Tena faly dia faly aho fa vonona ianao hamaky izay nosoratako ato amin'ity bilaogiko ity.

Amin'ny manaraka aho dia hamariparitra mazava hoe ahoana ny fiainako eto Norvezy.
Manantena hifankahita aminao tsy ho ela ato amin'ity bilaogy ity ary e!

Heveriko fa tsy maninona aloha ny fampiasana ny teny hoe bilaogy androany nefa efa eo am-pikarohana izay teny malagasy tena mahalaza azy isika izao ka antenaina ho efa tsy ho ela intsony dia hisolo io.

Ingen kommentarer: